Teny iditra | 1 fangalàna |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanesorana isa iray amin' ny isa lehibe noho izy: Efa mahay fangalana ny zafikeliko vao efa-taona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action de prendre, d'enlever, d'ôter, d'arracher, de délivrer, de vendre ou céder à un prix 5 [1.13] prélèvement |
Fototeny | 6 ala |
Tovy hevitra | 7 fanalàna |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny fangalàna io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |