|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanalana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything.
5  [1.7] the act of removing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action de prendre, d'ôter
Ohatra  7  [2.245#] Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
Fototeny  8  ala
Tovy hevitra  9  fanala
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)19  fanalana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.13] soustraction
Voambolana  23  Matematika: rafitrisa
Fototeny  24  ala
Tovy hevitra  25  fangalana
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny fanalana io

Fivaditsoratra  27  falanana, fanalana, nalafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21