|
|
|
|

Teny iditra1  fangalarina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy ny mangalatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A confirmed thief.
5  [1.7] habitually thievish
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#209, 1.8] un voleur de profession
Ohatra  7  [1.437#] izay fatra-pifehy trano fangalarina.
8  [2.69#] Ny papango fangalarina, ny goaika didimaso, ary ny takatra lava hatoka;
Fototeny  9  halatra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny fangalarina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11