Teny iditra | fangana (gana) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina managana, mandrindrina varavarana na mikapoka mafy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de fermer avec bruit [1.3] | ||||||||
Tsipelina hafa | fanagana | ||||||||
Teny iditra | fangana (fanga) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] To be set about or applied to with all attention [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fananga, fangana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |