Teny iditra |
fanganga
(anganga)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona manana toetra ratsy mahamenatra; tafahoatra amin' ny toetra tsy mendrika ananany Mikiakiaka matetika amin' ny ditrany (zazakely) Avo vava na mahay vava (vehivavy). [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Outré, qui dépasse les bornes en tout [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fanganga
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Sady fetsy no mangalatra [1.78]
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fanganga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A kind of poisonous hofika. Same as
hofikara
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(comme fangahanga) Nom de l'igname amère et vénéneuse, surtout :
Dioscorea sansibarensis Pax (Dioscoreaceae). La toxicité est due à la fois à des glucosides cyanogèniques et à des cardénolides (voir aussi
hofika).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Dioscorea sansibarensis |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|