Teny iditra hofika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry mandadina, fanao fanafody ny voany voatoto malemy noho izy manana hery toa mamihina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a twining plant, on which grow large excrescences which are scraped and used as poultices for abcesses. Dioscorea heteropoda, Baker. Probably also other species of Dioscorea [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay espèce de dioscorée [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Dioscorea heteropoda
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31