Teny iditra |
fangaraka
(haraka)
|
Sokajin-teny | anarana na tambinteny
|
Famaritana malagasy | Fomba fampidirana ao amin' ny haraka ¶ Fampiditra ao amin' ny haraka [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
fangaraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name. [Richardson 1885]
|
| the mud mason wasp [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | abeille maçonne [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|