Teny iditra haraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mangetaheta [1.78]
  [Bezanozano] Sasatra [1.78]
 Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé
Qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain) [1.3]
  [Tankarana] épuisé, qui a peiné. [1.19]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra haraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy [1.78]

Teny iditra haraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Lakana fitondra an-dranomasina [1.78]
 Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Pirogues de mer [1.82]
Voambolana 

Teny iditra haraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The heddles of a loom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lisses du métier
Action de lier les pierres sur les traineaux [1.3]
 Les lisses d'un métier [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra haraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Extorsion, exaction [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra haràka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Taolan-tena iray manontolo [1.78]
  [Bara] Taolambalo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Squelette [1.82, 1.78]
Voambolana 

Teny iditra haraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible). Ce sont surtout suivant les régions :
[Betsimisaraka] -- Asteropeia amblyocarpa var. matrambody Capuron (Asteropeiaceae) ;
-- Cordyla haraka Capuron et
-- Xanthocercis madagascariensis Baill. (Fabaceae).
-- Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill. (Salicaceae).
[Tanosy] Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Asteropeia amblyocarpa var. matrambody, Asteropeia multiflora, Cordyla haraka, Homalium planiflorum, Xanthocercis madagascariensis
Voambolana 

Teny iditra haraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11