Teny iditra | 1 fangatahana |
Fototeny | 2 hataka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiangaviana zavatra na fiangaviana asa; fitalahoana, fihantana: Aoka hoekenao ny fangatahako |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a request, a petition, an entreaty |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] demande, prière, pétition |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |