Teny iditra | hataka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona:
Izao no hataka ataoko aminao ¶ Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! ¶ Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray | ||||||||
Fandikana anglisy | a request, a thing begged, alms. [Richardson 1885] | ||||||||
a request, an entreaty [Hallanger 1973] | |||||||||
Fandikana frantsay | demande, requête [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||
supplique, prière [Abinal 1888] | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Endriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Teny iditra | hataka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [Rajemisa 1985] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Teny iditra | hataka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | [Bara] anaran-gidro madinika [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Fandikana frantsay | [Tankarana] animal nocturne. § tsìdika. [David 1952 (takila H)] | ||||||||
Fandikana anglisy | Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major ¶ weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) ¶ small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [Mittermeier: Lemurs] | ||||||||
Fandikana frantsay | grand chéirogale (Cheirogaleus major) ¶ Lépilemur (Lepilemur mustelinus) ¶ Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [Mittermeier: Lemurs] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||||||
Anarana siantifika | Cheirogaleus major, Lepilemur microdon, Lepilemur mustelinus | ||||||||
Mpanahaka | tsidy ~ tsitsily ~ fitiliky ~ kotrika ~ trangalavaka | ||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | ||||||||
Teny iditra | Hatàka | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
Fandikana anglisy | Hatach [Baiboly] | ||||||||
Fandikana frantsay | Hataq [Baiboly] | ||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||
Teny mitovy hevitra | Atàka | ||||||||
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Hatàka | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/29 |
![]() |