|
|
|
|

Teny iditra1  fangataka
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy
Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao
Lohateny  5  Ifaralahy diso fangataka (Razam-be)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11