Teny iditra (1/4) | 1 fangoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#259] Ny miromoromo tsy voatenona, izay esorina amin' ny lamba: Fango-damba 4 [1.1#731] potipoti-kofehy nohetezana tamin'ny tenona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the loose threads of a piece of cloth which are cut off after it has been woven. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] le bout non tressé qu'on enlève des étoffes |
Voambolana |
7 Toe-karena: zaitra |
Teny iditra (2/4) | 8 fangoka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1#259] Fandrika, hafetsifetsena |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] deceit, plausible pretence, guile |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] piège, ruse |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 19 fangoka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.2] in the provinces, both in the root and derivatives, it means an obstruction, an impediment, physical or moral. |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.19] [Tankarana]
empêchement qui retient (fihehy). |
Teny iditra (4/4) | 23 fangôka |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.78] [Bezanozano]
fihogo |
Fivaditsoratra | 26 afangok, fangako, fangoka, fangôka, fongaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |