Teny iditra | 1 fangorona |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mangorona Azo ahorona |
Ohatra |
4 [2.996#] Izay rehetra eny amin' ny lanitra dia ho levona, Ary ny lanitra hahorona tahaka ny fangorona taratasy; |
Fototeny | 5 horona |
Fivaditsoratra | 6 fangorona, fongorana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |