|
|
|
|

Teny iditra1  fangotraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin' izay ny afo
Fototeny  4  hotraka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11