Teny iditra | hotraka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fahamay, fandevy, fivaivay [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | bouillonnement, ardeur [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | hotraka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Ny ketrona mivalombalona eo ambanin' ny kibomalemy [Rajemisa 1985] | |||
[ hôtraka ] [Bezanozano] kentokentrona [Rakotosaona 1975] | ||||
Fandikana frantsay | les replis onduleux de graisse au bas du ventre ¶ la série d'anneaux composant l'abdomen des insectes [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny iditra | hotraka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Taimoro] fisarahana am-panambadiana [Rakotosaona 1975] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/16 |
![]() |