|
|
|
|

Teny iditra1  fangotraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hotraka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin' izay ny afo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11