|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fangotsohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaintainana
Fototeny  4  hotsoka
Tovy hevitra  5  fangotsongotsohana

Teny iditra (2/4)6  fangotsohana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany
Fetsy holoka. Fetsy
Fototeny  9  hotsoka

Teny iditra (3/4)10  fangotsohana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Bibikely karazana fanday fahita eny amin' ny ravin-javatra toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] [Rel. s. from mangotsoka (hotsoka).] An insect with very prickly hairs.
Voambolana  14  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)15  fangotsohana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.196] (de hotsoka : douleur violente des organes profonds) Préparation qu'absorbaient certains lutteurs avant le combat. Elle était censée favoriser l'apparition de douleurs chez l'adversaire et les empêcher, au contraire, chez celui qui la buvait. [Betsileo]
Voambolana  18  Fivavahana, finoana
Fototeny  19  hotsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02