Teny iditra | 1 hotsoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaintainana anaty taolana sarotra tondroina hoe atsy na aroa |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 hotsokotsoka |
Fivaditsoratra | 7 hatsoko, hokotsa, hotsoka, tsahoko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |