|
|
|
|

Teny iditra1  fangovitra
Fototeny  2  hovitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomban' ny olona mangovitra, mipararetra: Moa ve samy hafa ny fangovitry ny olona marary sy ny an' ny olona matahotra? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12