Teny iditra | hovitra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fipararetana noho ny fanaviana na ny hatsiaka na ny tahotra [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a trembling [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | tremblement, frisson [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |