|
|
|
|

Teny iditra1  fangozohozoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#274] La faiblesse, la débilitation
Ohatra  5  [2.996#] fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany
Fototeny  6  hozohozo
Tovy hevitra  7  fihozohozoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11