Teny iditra | fanihisana (hihy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikikisana; fanalana ny hodi-malemin' ny mangahazo; fanalana ny voany amin' ny babinkatsaka [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanihisana, fanisihana, fihasinana, hanifisana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |