|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanilana
Fototeny  2  ila
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky

Teny iditra (2/2)5  fanilana
Fototeny  6  hilana
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana
Azo arona, araika atsỳ na arỳ

Fivaditsoratra  9  falanany, fanalina, fanilana, ifanalan, nalafany, nifanala

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21