Teny iditra | hilana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Firehana na fitongilanana fa tsy mahitsy fijoro; fironatra amin' ny ilany iray fa tsy mitovy lanja [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Inclinaison [1.20] | |||||||||||||||
Déclinaison, devers [1.13] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hilana io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | halany, halina, hilana, lahina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |