Teny iditra fanilo (tsilo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jiro lehibe atao hanazavana an-kalamanjàna
¶ Mpiambina notendrena hampandre momba ny fanakekezan' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from manilo (tsilo).] A torch, a flambeau [Richardson 1885]
 a torch [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay torche, flambeau [Hallanger 1974]
  [Betsileo, Merina] (de ilo : action d'éclairer, d'apporter la clarté ; dans les régions côtières, on dit plutôt fitsilo, voir) Torches généralement constituées d'un manche de bois ou de bambou auquel on fixe une matière combustible comme certaines herbes sèches, préalablement trempées dans des résines ou des huiles. Nom également donné aux matériaux avec lesquels on prépare des torches. [Boiteau 1997]
Ohatra niroborobo eran' ny hadivory ny fanilo; [Ravoajanahary: Sarotra, takila 50]
Lahatsoratra 

Teny iditra fanilo (tsilo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a delegate, an ambassador, a deputy, a commissioner [Richardson 1885]

Teny iditra fañilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] maso [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy In the provinces it means the eyes of the chief. [Richardson 1885]

Teny iditra fanilo (tsilo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny zavatra manilo na manindrona
¶ Azo tsiloina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31