|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsilo
Fototeny  2  tsilo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitsilo, izany hoe mitondra hazavana mba hahitana ao amin' ny maizina
Zavatra entina mitsilo
Azo tsilovina

Teny iditra (2/2)5  fitsilo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.13] jiro aratra azo afindrafindra
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] baladeuse
9  [1.196] (racine ilo ou tsilo dans les sens de clarté, lumière). Nom donné aux torches et aux bois riches en résine avec lesquels on les fabrique (voir fanilo). [Sakalava]
10  [Tsimihety]
11  [Betsimisaraka]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02