Teny iditra (1/4) | 1 fanilo |
Fototeny | 2 tsilo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Jiro lehibe atao hanazavana an-kalamanjàna 5 Mpiambina notendrena hampandre momba ny fanakekezan' ny fahavalo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [Mod. s. from manilo (tsilo).] A torch, a flambeau [1.2] 7 a torch [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 torche, flambeau [1.8] 9 (de ilo : action d'éclairer, d'apporter la clarté ; dans les régions côtières, on dit plutôt fitsilo, voir) Torches généralement constituées d'un manche de bois ou de bambou auquel on fixe une matière combustible comme certaines herbes sèches, préalablement trempées dans des résines ou des huiles. Nom également donné aux matériaux avec lesquels on prépare des torches. [Merina] [1.196] 10 [Betsileo] |
Ohatra |
11 niroborobo eran' ny hadivory ny fanilo; [2.357] |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: fanilo ao amin' ny Baiboly (=> jiro) |
Teny iditra (2/4) | 13 fanilo |
Fototeny | 14 tsilo |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
16 a delegate, an ambassador, a deputy, a commissioner [1.2] |
Teny iditra (3/4) | 17 fañilo |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 maso [Bara]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
20 In the provinces it means the eyes of the chief. [1.2] |
Teny iditra (4/4) | 21 fanilo |
Fototeny | 22 tsilo |
Sokajin-teny | 23 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
24 Fomban' ny zavatra manilo na manindrona 25 Azo tsiloina [1.1] |
Fivaditsoratra | 26 fanilo, fañilo, filona, filôna, fanilo, fañilo, filona, filôna |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |