Teny iditra | faninakinaka (hinakinaka (hinaka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui mérite les coups, manière de battre [1.3] | |
Teny iditra | faninakinaka (hinakinaka (hinaka)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |