Teny iditra (1/2) | 1 hinakinaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy |
Fototeny | 4 hinaka |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 hinaka |
Teny iditra (2/2) | 11 hinakinaka |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Sady lehibe no matavy, botrefona |
Fototeny | 14 hinaka |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 17 hinaka |
Fivaditsoratra | 18 ahinakinak, hakanikany, hinakinaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |