|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanindrahindrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany
Fototeny  4  hindrahindra

Teny iditra (2/2)5  fanindrahindrana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.13] fandokadokafana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] éloge

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11