Teny iditra (1/2) | 1 hindrahindra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10#H.219] fanaingana amin' ny sandry ny zazakely lalaovina na rotsirotsina : fanandratana sady fanetsiketsehana ny zavatra ampideraina 4 [1.1] rotsirotsy famalifaliana; fanasohasoana amin' ny doka na tambitamby; fikarenjirenjena, fipelipelehana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] playfulness, wantonness |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] action de folâtrer, de balancer 7 [1.3] action de remuer |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 sahindrahindra |
Teny iditra (2/2) | 13 hindrahindra |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.7] playful, frisky |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.8] qui folâtre |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |