Teny iditra |
faninefany
(inefatra (efatra))
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Famaritana malagasy | Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | [ faninefatra ] [Cousins: Grammar]
|
Fandikana frantsay | pour la quatrième fois [Abinal 1888]
|
Endriteny |
|
Ohatra | Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy. [Rajohanesa: Kintana]
|
|