Teny iditra fanineniny (inenina (enina))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Famerenana asa iray hatramin' ny inenina: Fanineniny no niverenako teo nefa tsy nahita azy aho [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pour la sixième fois [Abinal 1888]
Endriteny 
faninenina
fanineniny
Ohatra Mbola nanana anaka koa Lià sy nitera-dahy fanineniny tamin' i Jakoba [Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31