Teny iditra fanipahana (tsipaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
¶ Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [Rajemisa 1985]

2009/02/23