|
|
|
|

Teny iditra1  fanipahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay
Fototeny  4  tsipaka

Fivaditsoratra  5  fanapihana, fanipahana, ifanapahan, nifanapaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21