Teny iditra fanipazana (tsipy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitorahana: Fanipazana fonjam-by
¶ Fanariana: Tsy misy azo atao afa-tsy ny fanipazana ny zavatra toy itony any anaty fako [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay projection. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fanipy

2009/09/09