Teny iditra fanipy (tsipy)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manipy
¶ Azo atsipy, fanary: Fanipy any amin' ny fanariam-pako itony gazety mpilelaka itony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay projection. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fanipazana

2012/11/14