Teny iditra fanirahana (iraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy
Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05