Teny iditra iraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A messenger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Messager, envoyé [1.8]
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31