Teny iditra faniratsira (tsiratsira)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva [Rajemisa 1985]

Teny iditra faniratsira (tsiratsira)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsiratsiraina, tevatevaina [Rajemisa 1985]

2009/02/23