Teny iditra faniriana (iry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [Rajemisa 1985]
 vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [SLP 1986]
Famaritana anglisy a desire, a wish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay désir, souhait [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay envie [SLP 1986]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra faniriana (tsiry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [Rajemisa 1985]

2010/04/03