Teny iditra |
fanisana
(isa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of counting [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de compter [1.3, 1.8]
|
| Pointage, enregistrement, recensement [1.13]
|
Ohatra |
1 | fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila;
[4.27]
|
2 | Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra.
[2.472]
|
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fanisana
(sisa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de laisser des restes, la cause [1.3]
|
|
Teny iditra |
Fanisana
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Fanisana, Nomery: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
Fanazavàna teny malagasy | (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
|
Fanazavàna teny anglisy | Numbers: one of the books of the Bible
[3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nombres: un des livres de la Bible
[3.1]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Lahatsoratra |
Boky manontolo | Baiboly iraizotra |
|