Teny iditra fanisihana (sisika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampidirana, fanosohana, fanampiana
¶ Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanisihana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanasarahana litera na teny amin'ny alalan'ny vy iva noho ny litera [SLP 1986]
Fandikana frantsay espacement [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31