Teny iditra (1/2) | 1 fanisy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manisy, mamely |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] ce qu'on peut mettre, qu'on peut frapper; là où il faute mettre |
Fototeny | 5 isy |
Teny iditra (2/2) | 6 fanisy |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Azo asiana, velezina: Tsy fanisy sira betsaka itỳ laoka itỳ ~ Fanisy tehamaina ny zaza mpamalivaly |
Fototeny | 9 isy |
Fivaditsoratra | 10 fanisy, fasiny, finisa, fisani, fisiña, nisafy, safiny, sàfiny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |