Teny iditra (1/2) | 1 fanitso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] karazana metaly fanafoana trano na anaovana siny... |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] zinc 5 [1.7] galvanized iron, especially roofing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13, 1.5] zinc 7 [1.8] fer galvanisé, spécialement pour toiture |
Isam-pirenena |
8 [3.1] Zn |
Ohatra |
9 fanitso ny ankamaroan' ny tafo sy ny rindrina. [2.445] 10 Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356] 11 Maro efitra malalaka tsara izy sady misy fitaratra mazava no mitafo fanitso. [2.332] |
Voambolana |
12 Simia |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Fisokajiana miherina |
Teny iditra (2/2) | 16 fanitso |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] an herb, Justicia haplostachya, And. |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.196] (de itso : vert, et au sens figuré : jeune, vigoureux, fécond) Nom donné à des plantes à croissance rapide. Notamment : Justicia haplostachya (Nees) T. Anderson (Acanthaceae) [Merina] Melanthera madagascariensis Baker (Asteraceae). Grande plante herbacée des lieux humides. [Sihanaka] |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 22 afontsy, afotsin, fanitso, fiantso, fotsian, fotsina, itsofan, nafotsy, nitsofa, tsofany, -tsofina, tsofina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |