| Teny iditra | 1 fanivoana |
| Fototeny | 2 ivo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manivoana, mandalo eo anelanelany, eo afovoany
[1.1] 5 fametrahana eo amin'ny ivo [1.13.mg#61] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 centrage
[1.13.fr#61] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fanivoana, 8 fiavonana, 9 fivaonana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|