|
|
|
|

Teny iditra1  fanjakana baranahiny
Singan-teny  2  fanjakana, baranahiny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [baranahiny, without order.] A state of lawlessness.
Voambolana  6  Pôlitika
Tovy hevitra  7  fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16