Teny iditra fanjakana baranahiny
Singan-teny fanjakana ; baranahiny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [baranahiny, without order.] A state of lawlessness. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra fanjakan' i baroa ~ fanjakana raban-tsahona

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16