Teny iditra fanjanahantany (zanaka, tany)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [Rajemisa 1985]
 fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [SLP 1986]
Fandikana frantsay [ fanjanahan-tany ] néocolonialisme [SLP 1986]
 colonisation, colonialisme [Rakotonaivo 1993]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31