Teny iditra fanjanahantany
Singan-teny fanjanahana ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [1.1]
 Fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay [ fanjanahan-tany ] Néocolonialisme [1.13]
 Colonisation, colonialisme [1.66]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12